[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

mitena

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mitena » Etimôlôjia

Matoanteny

mitena mitenạ

  1. (tena)mat. p. (mitenà): Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka uaovao io. • Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin'ny taombaouao.

Dikan-teny