mitena
Apparence
Malagasy
Matoanteny
mitena mitenạ
- (tena)mat. p. (mitenà): Mitondra na manao isan' andro fitafiana izay tsy tokony hanaovana raha tsy ny alahady na andro iray: Tsy hividianako satroka intsony ianao raha mitena io satroka uaovao io. • Miakanjo fotsiny tsy mitafy lamba: Nitena akanjo indray Rasoa nanomboka tamin'ny taombaouao.