[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Rameva

Avy amin'i Wikipedia
Rameva
(Émile Rouergue, 1855).

Ny rameva na angamenavava na angamia dia karazam-biby mandinika avy any Azia, misy trafony roa, izay ataon' ny olona fitaingina, sady fihinan-kena sy manome ronono koa.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]