[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

treasurer

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Anglisy

[Ovay]

Anarana iombonana

treasurer

  1. Ny mpiasam-panjakana izay miandraikitra ny vola sy ny fidiram-bolan'ny fikambanana toy ny klioba
  2. lehiben'ny sampan-draharahan'ny tahirim-bola ao amin'ny orinasa iray
  3. tompon'andraikitra amin'ny Tahirim-bolam-panjakana

Fanononana

  • IPA(key): /ˈtɹɛʒəɹə(ɹ)/

Tsiahy