tondrozotra
Apparence
Malagasy
[Ovay]Anarana iombonana
Singiolary | Ploraly | |
---|---|---|
1 | tondrozotro | tondrozotray, tondrozotsika |
2 | tondrozotrao | tondrozotrareo |
3 | tondrozony | tondrozon-jareo |
tondrozotra ♦ X-SAMPA : tunɖ͡ʐuzut͡ʂḁ
- Lalàna izay ametrahan'ny fitantanan-draharaha iray, ny orinasa, ny vondrom-piarahamonina fitsipika, tari-dalana sns.