[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

mijoro

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « mijoro » Etimôlôjia

Mpamaritra

mijoro mid͡zuɾʷ

  1. (joro) mt. s. (miioroa): Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-barauarana eo fotsiny ianao. ? Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan'ny mpampiasa fiarakaretsaka.