[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

abado

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Fiaviana ary tantaran'i « abado » Etimôlôjia

(Karazan-teny tsy fantatra)

abado  ♦ X-SAMPA : abadʷ

  1. Soherin-jorery (anaty tany), tsikovopotsy: Laitsa ny kilonga mangady abado fa tsa mba miasa koa (Variana mihady tsikovopotsy ny ankizy fa tsy mba miasa intsony) [
    • (Ohatra tsy ampy)

Dikan-teny

Ido

[Ovay]

Anarana iombonana

abado

  1. tsy misy firaisana ara-nofo

Fanononana

Tsiahy

  • Progreso IV (in Ido), 1911–1912, pages 135, 451
  • Progreso VII (in Ido), 1914, page 69

Istriôta

[Ovay]

Anarana iombonana

abado

  1. fiheverana

Tsiahy