Pisa
43°43′N 10°24′E / 43.717°N 10.400°E
Pisa | ||
Velarantany | 185 km2 | |
Isam-ponina | 89,002 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Italia | |
Faritany | NC | |
Faritra | Toskana |
I Pise dia tanàna italiana misy mponina 90 000 eo ho eo, renivohitry ny faritany mitovy anarana aminy ao Toskana, eo amoron' ny ony Arno. Atao hoe Pisa izy amin' ny teny italiana.
Tanàna seranan-tsambo manan-danja hatramin' ny fahagola talohan' ny Rômana i Pisa izay nanangana tanàna-fanjakana tamin' ny Andro Antenatenany, ny Repoblika' i Pisa, izay iray amin' ireo repoblika an-dranomasina matanjaka indrindra tany Italia nanomboka tamin' ny taonjato faha-11 ka hatramin' ny taonjato faha-13 talohan' ny naharesy an' i Genova tamin' izany ary natelin' ny Repoblikan' i Firenze. Taorian' izany dia mitazona ny fitaomana ara-kolontsaina sasany izy.
Malaza eran-tany izy io, indrindra fa noho ny tilikambo mitongilana naorina teo akaikin' ny katedraliny.
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Pisa |