Mofo
Apparence
Ny mofo dia ny sakafo ho an'ny fiaraha-monina maro : Vita koba, sira sy rano izy.
Rehefa manampy ny holatra kavingy, ilay paty dia lasa mibontsina amin'ilay fivadihana ho mavingy. Lasa roatra mafy ilay izy.
Rehefa tsy ampina holatra kavingy, lasa hoe azima ilay mofo.