[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Francisco Franco

Avy amin'i Wikipedia
Francisco Franco
Ankapobeny
Anarana Francisco Franco
Teraka 4 Desambra 1892
Maty 20 Novambra 1975
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Espaina
Asa :
Fiainana manokana

I Francisco Franco dia jeneraly, mpanao pôlitika espaniôla, teraka tamin' ny 4 Desambra 1892 ary maty tamin' ny 20 Novambra 1975 tao Madrid. Filoham-pirenen' i Espaina izy nandritra ny 40 taona (1936 - 1975) ary malaza ho nanao fitondrana jadona.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Nicolás Franco Salgado-Araújo no rainy. Ny vadiny dia i Carmen Polo, 1st Lady of Meirás. Ny zanany dia i Carmen Franco, 1st Duchess of Franco.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.