[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Ahazia

Avy amin'i Wikipedia

I Ahaziana Okoziasa dia anarana hebreo (hebreo: אֲחַזְיָהוּ / Ahazyahu). Roa ny olona tompon'io anarana io hita ao amin'ny Baiboly, dia:

  • i Ahazia (na Okozaiasa) zanak'i Ahaba, nandimby azy sady nodimbiasan'i Jorama, tao Israely.
  • i Ahazia (na Okozaiasa) zanak'i Jorama, nandimby azy, tao Jodà.

I Ahaza (na Okoziasa) mpanjakan'i Israely dia anadahin-drenin'i Ahazia (na Okoziasa) mpanjakan'i Jodà.

Jereo koa:

[hanova | hanova ny fango]