[go: up one dir, main page]

Aller au contenu

Hazolahy

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 17 Aogositra 2020 à 08:34 nataon'i Thelezifor (dinika | fandraisan'anjara)
(fampitahana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fampitahana) | Endrika vaovao kokoa → (fampitahana)

Ny hazolahy dia karazana amponga fahita ao Madagasikara. Ny hazolahy dia "amponga fampiasa amin' ny lanonan-dehibe, na alohan' ny kabarin' ny manam-pahefana. Tsy mahazo mikasika azy ny vehivavy fahiny teo amin' ny Ntaolo; fady amin' ny sambatra na hiram-pivavahana na lanonana fangataham-pitahiana ho an' ny tafika ny mampiasa ny hazolahy"[1].

  1. Régis Rajemisa-Raolison, "Hazolahy" in Rakibolana malagasy, Editions Ambozontany, Analamahitsy, Antananarivo, 1985.